Madagascar Action Plan

Madagasikara Am-Perin'asa

Teny ifanomezana 7: Kolokoloina ny tontolo iainana

Madagascar Action Plan

Ho lasa lohalaharana i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena amin’ny fampandrosoana sy ny fampiharana ny fahaiza-manao mahomby momba ny fiarovana ny tontolo iainana. Taorian’ny taona maro nisian’ny fanararaotana sy ny tsirambina teo amin’ny fitantanana, dia efa nanomboka nanova ny famindra isika. Ho lasa « Nosy Maitso » indray isika. Hiara-mientana isika hikarakara, hitia ary hiaro ny tontolo iainantsika.

Ireo teny 8 ifanomezana

 
 

Ireo Tanjona