Madagascar Action Plan

Madagasikara Am-Perin'asa

Teny ifanomezana 5: Fahasalamana, Fandrindrampiterahana ary ady amin’ny VIH/SIDA

Madagascar Action Plan

Hatsaraina ny fahasalaman’ny vahoaka rehetra mba ahafahany mandray anjara amin’ny
famokarana handrosoan’ny firenena sy hisian’ny fiainana mitera-bokatsoa. Hovahana
miaraka ny olana momba ny tsy fahampian-tsakafo sy ny tazomoka. Tsy havela hihanaka
ny VIH/SIDA. Hiantohana ny fahazahoana rano fisotro madio. Hihena ny hamaroan’ny
fianakaviana Malagasy mba hanatsara ny fiainam-pianakaviana.

Ny vaovao farany

Loabary an-dasy - Teny ifanomezana faha-5 : « Fahasalamana, fandrindram-piterahana sy ady amin’ny VIH/SIDA » 15 sy 16 novambra 2007

Ireo roa andro natokan’ny Filohan’ny Repoblika anaovana loabary an-dasy mikasika ny teny nifanomezana faha-5 ao anatin’ny MAP « Fahasalamana, Fandrindram-piterahana, sy ady amin’ny VIH/SIDA, no nahafahana namaritra ireo sakana rehetra ho amin’ny fanatanterahana io teny nifanomezana io ; ireo vahaolana sy izay asa maika ary ny anjara andraikitr’ireo mpandray anjara rehetra. Izany no natao mba hahazoana manao ilay dingana lehibe [...]Tohiny  
 

Ireo teny 8 ifanomezana

 
 

Ireo Tanjona