Madagascar Action Plan

Madagasikara Am-Perin'asa

Teny ifanomezana 3: Fanovana ny fanabeazana

Madagascar Action Plan

Hanangana lamim-pampianarana avo lenta isika, na eo amin’ny lafiny kalitao na eo amin’ny fahombiazana. Izany lamim-pampianarana izany dia handrisika ny mpianatra ho tia karokaroka ary hanampy azy hanatanteraka ny nofinofiny. Hanana ny olona ilaina i Madagasikara hahafahany mifaninana amin’ny firenena hafa ary hahatonga azy ho mpandray anjara mahomby eo amin’ny toekarena iraisam-pirenena.

Ireo teny 8 ifanomezana

 
 

Ireo Tanjona