
Madagasikara Am-Perin'asa
Teny ifanomezana 1: Fitantanana tomponandraikitra

Hanana fitondram-panjakana izay hitokisan’ny olompirenena Malagasy sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena isika. Io governemanta io sy ny asam-panjakana dia hanana fahamarinana, hahay ny asany, ary ho matihanina tanteraka amin’ny fanatontosana ny asany.
