Madagascar Action Plan

Madagasikara Am-Perin'asa

Ny tombontsoa amin’ny fananana ny MAP

Madagascar Action Plan

Ho an’ny vahoaka Malagasy

Ny MAP no hanamafy ny fanantenana sy ny fahatokiana ny
amin’ny ho avy.

Ho an’ny asam-bahoaka Malagasy

Ny MAP no hanondro ny lalan-kizorana ho an’ny asam-panjakana.

Ho an’ny seha-pamokarana tsy miankina sy
ny mpandraharaha eto an-toerana

Ny mpandraharaha tsy miankina amin’ny fanjakana dia hatoky fa misy tokoa ny fiovana tena hita taratra sy azo tsapain-tànana.

Ho an’ny mpampiasa vola avy any ivelany

Ny mpampiasa vola avy any ivelany dia ho voasarika ary hatoky ny amin’ny fampiasana ny volany eto Madagasikara.

Ho an’ireo mpiray ombon’antoka iraisam-pirenena eo amin’ny fampandrosoana

Ireo mpiray ombon’antoka iraisam-pirenena eo amin’ny fampandrosoana dia hanamafy hatrany ny fahatokisany an’i Madagasikara ho firenena mahay mampiasa amin’ny tokony ho izy ny ho enti-manana mba hanatanterahana dingana lehibe.

Ireo teny 8 ifanomezana

 
 

Ireo Tanjona