Madagascar Action Plan

Madagasikara Am-Perin'asa

Ny tanjona lehibe

Madagascar Action Plan

Ireo paikady sy tetikasa ao anatin’ny MAP dia hanao izay hanatrarana ny fampihenana ny fahantrana sy ny fanatsarana ny fiainan’ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka.

MARIDREFIN’NY ASA 2005 2012
1. Tondron’ny Fandrosoana Mahaolona
(Firenena Mikambana)
Faha 146 amin’ny 177 100
2. Tahan’ny fahantrana
(ampahan’ny mponina miaina amin’ny latsaky ny
2 USD isan’andro)
85,1%
(in 2003)
50%
3. Fahamaroan’ny fianakaviana
(isan’ny zaza teraka isan-dreniny)
5.4 3 hatramin'ny 4
4. Fanantenam-pahavelomana 55.5 taona 58 hatramin’ny 61 taona
5. Tahan’ny mponina mahay mamaky teny sy manoratra 63% 80%
6. Tahan’ny ankizy mahavita ny fianarana
ambaratonga faharoa
CEG: 19%
Lycée: 7%
CEG: 56%
Lycée: 14%
7. Tahan’ny fitombon’ny toekarena 4.6% 7 % hatramin’ny 10%
8. Harikarena Faobe (Tapitrisa USD) 5.000 12.000
9. Harikarena isan’olona (USD) 309 476
10. Fampiasam-bola Mivantana avy any Ivelany
(Tapitrisa USD)
84 500
11. Tontolon’ny fandraharahana
(Banky Iraisam-pirenena)
131 80
12. Tondro fahatsapana ny Kolikoly 2.8 5.2
13. Tahan’ny mponina manana taratasin-tany 10% 75%

Ireo teny 8 ifanomezana

 
 

Ireo Tanjona