Madagascar Action Plan

Madagasikara Am-Perin'asa

Madagascar Action Plan

Vaovao iraisampirenena

Ireo teny 8 ifanomezana

 
  • FITARATRY MADAGASIKARA ANY JAPON

    Misokatra ao amin’ny Masoivoho Malagasy ao Tokyo ny fitaratry Madagasikara
    Nanokana toerana fampahafantarana ireo vokatra maro isan-karazany avy eto Madagasikara ny Masoivoho Malagasy any Japon. Ny Alatsinainy 16 jolay lasa teo no nanokatra ny varavarany ho an’ny mpitsidika izy. Fampisehoana sy fampirantiana natao indrindra ho fitaratry Madagasikara any an-toerana.
    Hita amin’izany avokoa na ny vokatry ny harena […]

    Tohiny    
  • Mihamafy hatrany ny fiaraha-miasa Madagasikara sy Japon.

    Ny faha-17 aogositra lasa teo vao lasa tanteraka ireo delegasiona niaraka tamin’ny Senatera Mineichi Iwanaga rehefa nivahiny folo andro teo ho eo teto Madagasikara
    Manam-pahaizana amin’ny fambolena, fiompiana, ny tontolo iainana, ary ny teknolojia vaovao dimy no nentin’ny Senatera Mineichi Iwanaga teto Madagasikara nanomboka ny faha-5 aogositra lasa teo.
    Feno dia feno ny fandaharam-potoan’ity delegasiona ity. Ny […]

    Tohiny    
  • Herinandro ho an’i Madagasikara

    Liana amin’i Madagasikara sy ny vokatra ao aminy ny Japoney
    Ho fampahafantarana misimisy kokoa ny vokatra Malagasy dia nikarakara hetsika nantsoina hoe “Madagascar National Week” ny Masoivoho Malagasy any Japon.
    Ny faha 25 hatramin’ny faha- 29′ny volana jiona lasa teo no nanatontosana izany tao amin’ny City Club of Tokyo CCT. Tany an-toerana nanontrona izany Andriamatoa Ivohasina Razafimahefa, […]

    Tohiny    
  • Misokatra ao amin’ny Masoivoho Malagasy ao Tokyo ny fitaratr’i Madagasikara

    Nanokana toerana fampahafantarana ireo vokatra maro isan-karazany avy eto Madagasikara ny Masoivoho Malagasy any Japon. Ny Alatsinainy 16 jolay lasa teo no nanokatra ny varavarany ho an’ny mpitsidika izy. Fampisehoana sy fampirantiana natao indrindra ho fitaratry Madagasikara any an-toerana.
    Hita amin’izany avokoa na ny vokatry ny harena an-kibon’ny tany ireo vatosoa isankarazany, na ny lamba fitafy […]

    Tohiny