
Madagasikara Am-Perin'asa












Fanamby n°1 : Hametraka fandriampahalemana sahaza izay miaro ny olona sy ny fananana.
Fandriampahalemana no hafatra nisongadina tamin’ity Loabary an-dasy mikasika ny Fitantanana Tomponandraikitra ity.
Fotoana nampihaonana ireo manam-boninahitra rehetra avy amin’ny tafika, ny Zandarmaria, ny Polisy ity fotoana ity. Tao izany ny Lehiben’ny Tafika, ny Komandà ny Zandarimariam-pirenena ary ny Lehiben’ny Polisim-pirenena niaraka tamin’ireo jeneraly sy manamboninahitra […]
Fanokafana Ofisialy ny fihaonana amin’ny Filohampirenana mikasika ny fitantanana tompon’andraikitra. Lapam-panjakana Iavoloha. Alatsinainy faha 12 Novambra 2007
Tompokolahy sy Tompokovavy,
Miarahaba anareo aho tonga soa eto amin’ity Fihaonana amin’ny Filoham-pirenena mikasika ny Fitantanana Tompon’andraikitra eto Iavoloha ity. Araka ny fantatrareo dia valo no isan’ny fihaonana tahaka ity ho atao eto mandritra ity volana ity. Roa izay no […]