
Madagasikara Am-Perin'asa












Tontosa tao amin’ny fokontany Bepako ao amin’ny Distrikan’i Marovoay ny hetsika fanombohana tamim-pomba ofisialy ny Fiovana Lehibe Maitso ; izay tafiditra indrindra amin’ny teny ifanomezana faha-4 dia ny “Fampandrosoana ny Tontolo Ambanivohitra”.
Velaran-tany 21.000ha no kendrena ho ajariana amin’izany. Tonga tany an-toerana nanotrona ny lanonam-panokafana ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta; ny Minisitra sy Minisitra lefitra ary ireo […]