
Madagasikara Am-Perin'asa












Tanjon’ny MAP ny manafoana ny faritra mena eo amin’ny asan-dahalo manerana ny nosy; ohatra mivaingana amin’izany ny faritra Menabe.
Voasokajy ho faritra mena teo amin’ny asan-dahalo nandritra ny taona maro ny faritra Menabe. Ny taona 2007 ary no nanomboka ny tetik’asa KALONY, izay fandaminana maty paika tanterahin’ny mponina handravàna ny asa ratsin’ny dahalo. Ampiana amin’ny fiofanana […]
L’Ecole Primaire Publique de Manarintsoa Ivelo à Ambatomirahavavy est la première école à bénéficier de l’aide des étudiants en 2ème année de l’Inscae, dans le cadre de leur projet d’études. Effectivement, ils ont pris le MAP comme outil de travail. A travers l’engagement 3 « Transformation de l’Education », ces étudiants ont offert des livres […]
TohinyMpamboly anana Andriamatoa Auguste mivady nandritry ny taona maro. Tsy afaka niavo-tena anefa izy ireo nohon’ny tsy fahampiana ara-bola. Ny fitotongan ’ny fiainana sy ny fivoaran’ny manodidina dia nanampy trotraka ny fahantrana teo amin’izy ireo sy ny mpamboly namany.
Rehefa nanao fiantsoana ny QMM ho an’ireo mpamboly te-hivoatra, dia vitsy ireo nanohina ny antso nohon’ny tsy […]