
Madagasikara Am-Perin'asa












Situation de la commune :
Population : 6000
150 km2
Terrain volcanique très fertile au même titre que Vakinakaratra
Faible production de fruits et légumes, riz due à un manque d’eau
Problèmes : eau, techniques agricoles traditionnelles, manque de médecins et d’instituteurs
Activité principale : […]
Ny «Vohitra Filamatra» dia natao sy heverina ny hanafainganana ny fanatanterahana ny tanjona lehibe voafaritra ao amin’ny Madagasikara Am-Perinasa na MAP. Ny tanjona tiana ho tratrarina dia ny hanomezana tosika ary koa fanampiana ireo Vohitra hanatratrarana ny tanjona voasoritra ao amin’ny MAP.
Ny hevitra fototra vohizina ao amin’ity fijery « Vohitra Filamatra » ity dia miompana […]