
Madagasikara Am-Perin'asa












Tanjon’ny MAP ny manafoana ny faritra mena eo amin’ny asan-dahalo manerana ny nosy; ohatra mivaingana amin’izany ny faritra Menabe.
Voasokajy ho faritra mena teo amin’ny asan-dahalo nandritra ny taona maro ny faritra Menabe. Ny taona 2007 ary no nanomboka ny tetik’asa KALONY, izay fandaminana maty paika tanterahin’ny mponina handravàna ny asa ratsin’ny dahalo. Ampiana amin’ny fiofanana […]
Ranto, Kiady et Josia sont maintenant habitués à prendre leur goûter à l’école et font parti de ceux qui ne désertent plus les salles de classe pour cause d’insuffisance alimentaire.
En effet, depuis le mois d’août 2007, la cantine de l’école primaire publique de Moratsiazo (Commune Ampary dans la Région Itasy ) a été mise en […]